Entrée fahalemana (alina)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry fahalemana iaika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [Rajemisa 1985]
Synonymes   halemana

Mis à jour le 2010/05/19