Entrée fandriam-pahalemana (andry, lemy)
Partie du discours expression
Définition malgache Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise public order, tranquility; peace between nations [Hallanger 1973]
Définition française ordre public, tranquilité; paix entre nations [Hallanger 1974]
Définition française [ fandriampahalemana ] paix [SLP: Voambolana]
Exemples 
1Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [Profita: Ranary, page 50]
2Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 56]
3Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [SeFaFi , 2012/01/31]
4Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [Gazette Grande Île , 2013/06/18]

2018/12/01