|
|
|
|

Entrée1 fandritra
Radical  2ritra
Partie du discours  3 nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana
Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12