| Entrée | 1 ritra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Enti-milaza rano lany tsy misy intsony, tankina, sy maina: Ritra ny loharano ka tsy mahita hantsakana ny olona
4 Enti-milaza zavatra handroina ka mass-ka rehefa lasan-ko fofona ny rano nahandroana azy: Efa ritra ny vary ao am-bilany ka antsoy ny olona fa hisakafo isika 5 Ringana, maty daholo, ripaka: Ritra tamin' ilay tondra-drano iny ny vorona nompianay teto 6 Lany, ringana, majifa, mafafa: Ritra tamin' ny loka ny hareny [1.1] |
| Explications en anglais |
7 dried up, all gone
[1.7] |
| Explications en français |
8 Desséché, sans eau: Ritra ny tanimbary (Les rizières sont desséchées)
9 tari: Ritra ity loharano il y (Cette source a tari) 10 évaporé, absorbé: Ritra ny hena (L'eau de la viande est évaporée) ~ Ritra ny vary ao am-bilavy (L eau est évaporée dans la marmite où cuit le riz) 11 exterminé, comme dans une épidémie: Ritra ny vahoaka tamin' izany areti-mifindra izany (Le peuple fut exterminé dans cette épidémie) 12 consumé: Ritra ny hareny tamy ny fisotroan-toaka (Il a consumé sa fortune en buvant du rhum) 13 épuisé: Ritra ny voankazonay (Nos fruits sont épuisés) 14 saisis tous d'un rire général: Ritry ny hehy ny olona (Tout le monde fut saisi de rire) [1.3] 15 desséché, évaporé [1.8] 16 (toute l'île). Racine verbale et adjectif, sens général : desséché. 17 En parlant des fruits, se dit de ceux qui sont spongieux, sans jus. Par exemple : ritra ilay voasary : cette orange est spongieuse, sans jus. [1.196] |
| Exemples |
18 ny oran-ko ritra / ny oran-ko tankina / tsy mba anjairan-tsarotro hialofana
[2.131]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 32 8 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 33 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | ritra, 34 trira |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|