|
|
|
|

Entrée1  fandrodana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  rodana
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava
Azo arodana
Explications en français  5  [1.3#542] Ce qu’on peut renverser, manière de renverser
Exemples  6  [2.996#] Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka?

Mis à jour le 2025/07/29