|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fandry
Radical  2 andry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
5 Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Exemples  6  Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés  8  16 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)9  fandry
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 [Antemoro] zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78]
Vocabulaire  12  Botanique: herbe
Synonymes  13 fandrana

Entrée (3/3)14  fandry
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16 [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196]
Vocabulaire  17  Botanique

Anagrammes  fandry, 18 findra

Mis à jour le 2026/02/04