Entrée eso
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: [...]
Mitovy hevitra: famotsifotsiana ~ fanatsizarizariana ~ fanazimbana ~ fanebahana ~ tebaka ~ zimba
¶ Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka ham [...]
Mitovy hevitra: famazivaziana ~ famosobosorana. ~ haraby ~ vosobosotra [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   scorn, mockery [Hallanger 1973]
Traduction française   mépris, moquerie, raillerie [Abinal 1888]
Exemples   Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [Andriamalala: Ranomasina, page 26]
Vocabulaire  
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2017/06/15