Entrée faneferana (efitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [Rajemisa 1985]
 fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [SLP 1986]
Définition française isolation [SLP 1986]

2009/09/09