| Entrée | 1 fanemerana |
| Radical | 2 temitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra [1.1] |
| Anagrammes | 5 famerenana, 6 fanemerana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|