| Entrée (1/2) | 1 temitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha.
4Fefy. [1.1] 5taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina. [1.13] |
| Explications en anglais |
6mats or paper on the walls.
[1.7] |
| Explications en français |
7apisseries en nattes,.
[1.3#693] 8tapissage de nattes ou de papier. [1.8] 9papier peint. [1.13] |
| Dérivés |
|
| Entrée (2/2) | 23 temitra |
| Partie du discours | 24 nom |
| Explications en malgache |
25tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova.
[1.13] |
| Explications en français |
26épithélium.
[1.13] |
| Vocabulaire | 27 Biologie |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|