| Entrée | 1 fanempoana |
| Radical | 2 empo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo:
5 Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina [1.1] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|