Entrée empo
Partie du discours nom
Définition malgache Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany [Rajemisa 1985]
 tsonika [SLP: Voambolana]
Définition française fusion [SLP: Voambolana]
Dérivations 

2017/06/11