Entrée fanendasana
Partie du discours nom
Définition française l'action de faire frire, de rôtir, de griller, l'instrument, la poëlle,la marmite, la rôtissoire [Abinal 1888]
Définition française torréfaction, rôtissage, friture [SLP 1986]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Exemples 
1Tsy vitan' izany, manome menaka madio fanendasana ihany koa aho. [FOFAFIPE: Rosovola, page 107]
2Injao mikofokofoka mafy amin' ny fanendasana mofo I Katy ka mamatratra ny vita amin' ny kesika kely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 133]

2017/06/11