Entrée fanendrikendrehana (endrikendrika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana [1.1]
Explications en français L'action de calomnier [1.3]
Exemples 
1Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra. [2.285]
2na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. [2.296]

Mis à jour le 2020/07/31