|
|
|
|

Entrée (1/2)1  endrikendrika
Radical  2 endrika
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4 [duplicatif diminutif] [1.3]

Entrée (2/2)5  endrikendrika
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7 Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao [1.1]
Explications en anglais  8 slander, insinuation [1.7]
Explications en français  9 calomnie [1.3, 1.8]
10 fausse accusation [1.3]
11 insinuation [1.8]
Exemples  12  Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  29  hosodratsy, 30  hosopotaka, 31  tombotomboka
Proverbes  32  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  33 endrikendrika, 34 indrekindreka

Mis à jour le 2025/11/02