| Entrée | 1 fanenketsika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Exemples |
3 Nentin' ny fatokiana azy ny tena, ka hay io teny frantsay tsy hay vakina voasoratra tao io, fanenketsika hivarotra ny tany ary fanenketsika fa naharay ny vola vidiny.
[2.472#27]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|