Entrée faneva (heva)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby
¶ Saina [Rajemisa 1985]
   famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. [Richardson 1885]
   a flag, a banner; a motto for a meeting, etc [Hallanger 1973]
Définition française   drapeau, enseigne; devise [Hallanger 1974]
Définition française   emblème; fanion [SLP: Voambolana]
Exemples   ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga. [Callet: Tantara, page 400]
Mots composés, titres, noms  
Articles  

Entrée fañeva
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Sihanaka] mendrika, manendrika [Rakotosaona 1972]

Entrée fañeva
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). [David 1952 (takila F)]

Mis à jour le 2017/06/29