Entrée heva
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hatsaran-tarehy [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée heva
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Synonymes   hevaheva

Entrée heva
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] tranom-boronkely ompiana [Rakotosaona 1972]

Entrée heva
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] vovo fakana hazandrano [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2010/09/07