| Entrée | 1 fangalarina |
| Radical | 2halatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5A confirmed thief..
[1.2] 6habitually thievish. [1.7] |
| Explications en français |
7un voleur de profession.
[1.3#209, 1.8] |
| Exemples |
8 izay fatra-pifehy trano fangalarina.
[1.437#]
9 Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka; [2.69#] |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|