Entrée halatra
Partie du discours nom
Définition malgache Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
¶ Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao
¶ Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra
Mitovy hevitra: behariva ~ latsakalina ~ rairay ~ temoka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise theft, pilfery, robbery [Richardson 1885]
Définition française la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [Andraina: I Vola]
2tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [Dahle: Angano]
3Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [Andraina: Mitaraina]
Citations 
Articles 

2019/04/26