Entrée fangaro (haro)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
¶ Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
¶ Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [Rajemisa 1985]
Définition française combinaison [SLP: Voambolana]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogie  haro ~ laro

2012/10/07