Entrée fangasihasy (hasihasy)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny [Rajemisa 1985]

2009/02/23