Entrée hasihasy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahamenarana na fahatahorana fa tsy araka ny nampoizina ny zava-nitranga fa niharihary ny lainga na ny hadisoana natao. [1.1]
Explications en français Timidité, confusion [1.3]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/02/18