Entrée fangataka (hataka)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy
¶ Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao [Rajemisa 1985]

2009/02/23