| Entrée (1/2) | 1 fangitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina.
4 Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. 5 Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10#F.339] 6 Faritra [1.1] |
| Explications en anglais |
7 a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication.
8 It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2] |
| Explications en français |
9 contour, délimitation, circonscription
[1.3#147] 10 coordonnées [1.13] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 27 Mathématiques: algèbre |
| Tous les mots composés | 28 16 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 29 fangitra |
| Partie du discours | 30 adjectif |
| Explications en malgache |
31 tapaka (volondoha)
[Taimoro]
[1.78] |
| Anagrammes | fangitra, 32 fitranga |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|