|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanidina
Radical  2 idina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy. [1.1]
Explications en français  5 Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser. [1.3]

Entrée (2/2)6  fanidina
Radical  7 sidina
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9 Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala. [1.1]
Exemples  10  Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [2.131]
11  Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [2.48]
Vocabulaire  12  Zoologie: (en général)
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 andafiny, 15 andifiña, 16 fanidina, 17 fiandany, 18 fidinana

Mis à jour le 2025/11/11