Entrée (1/2) | 1 fanilana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ila |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky |
Entrée (2/2) | 5 fanilana |
Partie du discours | 6 nom ou adjectif |
Radical | 7 hilana |
Explications en malgache |
8 [1.1] Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana Azo arona, araika atsỳ na arỳ |
Anagrammes | 9 falanany, fanalina, fanilana, ifanalan, nalafany, nifanala |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |