Entrée ila
Partie du discours   nom
Définition malgache   ilany [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato
¶ Lanimandry, lafy
¶ Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao
¶ Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara
¶ Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [Richardson 1885]
   the side, a half [Hallanger 1973]
Traduction française   côté, moitié [Hallanger 1974]
Traduction française   moitié, façade, membre, flanc [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   ilavoamena ~ ilasiray ~ ilasiroa ~ ilasitelo ~ ilasiventy
   tehezana ~ takiba

Entrée ila
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Fitadiavana, fizahana, fikarohana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   (root) [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée ila
Partie du discours   nom
Définition malgache   fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/09/24