Entrée |
fanilihana
(ilika)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany [1.1]
|
Explications en français | L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette [1.3]
|
Exemples |
1 | Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
[2.587]
|
2 | Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony?
[1.369]
|
|
|