Entrée ilika
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin' ny iliko havanana ato
¶ Fanosehana zavatra manakantsakana ho eny an-tsisintsisin-toerana
¶ Fanomezantsiny ny sasany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Richardson 1885]
 the side [Hallanger 1973]
Définition française le côté [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2017/04/02