|
|
|
|

Entrée1  fanindronana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsindrona
Explications en malgache  4  [1.1] Fandoahana na famelezana amin' ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny ranom-panafody
Explications en français  5  [1.3#776] L’action de piquer, de percer, de transpercer, l’instrument
Exemples  6  [2.996#] Ny tenin' ny hendry dia toy ny fanindronana omby;

Anagrammes  7  fanindronana, nifanandroan

Mis à jour le 2025/07/29