|
|
|
|

Entrée1  faninefany
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  inefatra
Explications en malgache  4  [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho
Explications en anglais  5  [1.75#xlvii] [faniNEfatra]
Explications en français  6  [1.3] pour la quatrième fois
Exemples  7  [2.324] Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy.
Morphologie 
8  Simple :

Mis à jour le 2025/09/12