Entrée |
fanjakan > fanjakana
(zaka)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina ¶ Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io ¶ Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [Richardson 1885]
|
| government; the administration [Hallanger 1973]
|
Définition française | gouvernement; l'administration; règne, royaume [Hallanger 1974]
|
Définition française | état ¶ fanjakazakan'ny antokon'olona: domination partisane [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
| |
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
|
|
Entrée |
fanjakan > fanjakana
(jaka)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
| |
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
| |
|
Citations |
Toponymie |
|
|
Entrée |
fanjakan > Fanjakana
(zaka, fanjakana)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Toponymie | zaka,
fanjakana |
|