|
|
|
|

Entrée1 fanjanahan-tsaina
Mots élémentaires  2fanjanahana, 3saina
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1]
Explications en français  6 impérialisme culturel [1.13]
Exemples  7 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#]
Vocabulaire  8 Politique

Mis à jour le 2025/09/12