Entrée saina
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
¶ Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany
¶ Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the mind, the intellect [Hallanger 1973]
Définition française l'esprit, l'intelligence [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
saina
saiko
sainao
sainy
saintsika
sainay
sainareo
sain'
sain-
saim-
sai-
-tsaina
-tsaiko
-tsainao
-tsainy
-tsaintsika
-tsainay
-tsainareo
-tsain'
-tsain-
-tsaim-
-tsai-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [Rajohanesa: Kintana]
4Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 65]
Citations 

Entrée saina
Partie du discours nom
Définition malgache Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an ensign, a flag, a banner [Hallanger 1973]
Définition française drapeau, bannière [Hallanger 1974]
Morphologie 
saina
saiko
sainao
sainy
saintsika
sainay
sainareo
sain'
sain-
saim-
sai-
-tsaina
-tsaiko
-tsainao
-tsainy
-tsaintsika
-tsainay
-tsainareo
-tsain'
-tsain-
-tsaim-
-tsai-
Origine Français: enseigne.
Synonymes fanevam-pirenena
Mots composés, titres, noms 
Articles 

2017/06/29