Entrée fanjanahantany (zanaka, tany)
Partie du discours nom
Définition malgache fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [Rajemisa 1985]
 fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [SLP 1986]
Définition française [ fanjanahan-tany ] néocolonialisme [SLP 1986]
 colonisation, colonialisme [Rakotonaivo 1993]
Vocabulaire 

2015/04/21