Entrée fanjanahan-tsaina (zanaka, saina)
Partie du discours nom
Définition malgache fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [Rajemisa 1985]
Traduction française impérialisme culturel [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31