Entrée fanjehena (zehy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fandrefesana amin' ny zehy
¶ Famaritana, faminavinana, famerana: Fadio, hoy ny Ntaolo, ny fanjehena ny andro ho lava [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31