| Entrée | 1 zehy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a span, about 8 inches or 20 cm [1.7] |
| Explications en français |
5 un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt [2.415] 6 empan, environ 20 cm [1.8] |
| Exemples |
7 zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy.
[2.436#]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 21 4 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 22 Espace |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|