Entrée fanjonoana (jono)
Partie du discours nom
Définition malgache Fakana hazandrano amin' ny fintana
¶ Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [Rajemisa 1985]
Définition française pêche [SLP 1986]

2012/11/14