| Entrée (1/3) | 1 jono |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana).
[1.1] |
| Autres orthographes | 4 jony |
| Entrée (2/3) | 5 jono |
| Partie du discours | 6 nom |
| Explications en malgache |
7 Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano.
8 Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora. 9 Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo?. 10 Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika. 11 Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka. [1.1] 12 asa fitrandrahana hazandrano. [1.13] |
| Explications en anglais |
13 fish-bait.
[1.7] |
| Explications en français |
14 appât.
[1.8] 15 pêche. [1.13] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 30 fanangolena, 31 fandrika, 32 fanojikojena, 33 fitaka, 34 longoamitotobozaka |
| Proverbes | 35 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (3/3) | 36 jono |
| Partie du discours | 37 nom |
| Explications en malgache |
38 karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao.
[Tanala]
[1.78] 39 Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony. [Bara] [1.1] |
| Vocabulaire | 40 Zoologie: poissons |
| Anagrammes | 41 jono, 42 onjo |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|