|
|
|
|

Entrée1  fankahala
Radical  2 hala
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
5 Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra [1.1]
Exemples  6  ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany! [2.499#]

Mis à jour le 2025/09/12