Entrée fankaherezana (hery)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana
Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [1.1]
Explications en français Action de fortifier [1.3]
Exemples Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117]

Mis à jour le 2023/01/20