Entrée hery
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia
¶ Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io
¶ Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny
¶ Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo
¶ Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito
¶ Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   strength, force, power [Hallanger 1973]
Traduction française   force, puissance [Hallanger 1974]
Exemples  
1Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [Andraina: I Vola, page 56]
2Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [Rahajarizafy: Filozofia, page 41]
3Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [Randriamamonjy: Tantara, page 496]
4Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [Andriamanantena: Fahafahana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Entrée hery
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [Rajemisa 1985]
Traduction française   nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Synonymes   angivy ~ roingivy ~ voangivy

Entrée hery
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Fandefasana fivalanana [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]
Dérivations  

Entrée hery
Partie du discours   nom
Définition malgache   fiverenana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/07/25