Entrée fankalazana (laza)
Partie du discours nom
Explications en français L'action de publier, de glorifier, de célébrer, de remercier; le motif, le temps [1.3]
 Célébration [1.3]
Exemples 
1Ankalazaina indray izy ankehitriny, efa taona vitsivitsy mantsy eh, saingy tsy re tsaika toy ny saka fotsiny ny fankalazana hatramin'izay [4.12]
2Isy didy izany fa fankalazana, izay mahatonga alohadia omena vodihena sy vola. [2.48]

Mis à jour le 2020/07/31