| Entrée | 1 fankasiahana | 
| Radical | 2 siaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana izay hahatonga hasiaka: Tandremo ny fankasiahana an' io alika io fa manaikitra io [1.1] | 
| Anagrammes | 5 fanakisahana, 6 fankasiahana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |