Entrée siaka
Partie du discours nom
Définition malgache Halozana, faharatsiam-panahy
¶ Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise fierceness, violence [Hallanger 1973]
Traduction française méchanceté [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie
¶ goût piquant de certaines herbes
¶ causticité, violence de language [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot siaka (2): Masiakombilahy, Masiakomby

Entrée siaka
Partie du discours nom
Définition malgache Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina
¶ Feo entina miantso. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise whistling [Hallanger 1973]
Traduction française action de siffler, d'appeler en sifflant [Abinal 1888]
 sifflement [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes sioka
Exemples 
1Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [Ravoajanahary: Sarotra]
2Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [Andriamalala: Taolambalo]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31