Entrée fankasitrahana (sitraka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
¶ Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny
¶ Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   thankfulness; a reward [Hallanger 1973]
Traduction française   approbation ; remerciement, gratitude [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2011/10/24