Entrée sitraka
Partie du discours nom
Définition malgache Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [Rajemisa 1985]
Exemples Sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [Rahajarizafy: Kabary, page 27]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée sitraka
Partie du discours participe
Définition malgache Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko?
¶ Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy
¶ Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity!
Mitovy hevitra: ankatoavina ~ fy ~ lany ~ mamy ~ telina ~ tiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise pleasing; thanks [Hallanger 1973]
Définition française agréable, agréé, dont on remercie [Hallanger 1974]
Exemples Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 173]
Dérivations 
Morphologie 
sitraka
sitrako
sitrakao
sitrany
sitratsika
sitrakay
sitrakareo
sitrak'
sitra-
sitraka
sitrako
sitrakao
sitrany
sitratsika
sitrakay
sitrakareo
sitrak'
sitra-
ho sitraka
ho sitrako
ho sitrakao
ho sitrany
ho sitratsika
ho sitrakay
ho sitrakareo
ho sitrak'
ho sitra-
Mots composés, titres, noms 

2017/05/19