Entrée | 1 fanoavana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 toa |
Morphologie |
|
Explications en français |
6 [1.3#704] La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir |
Exemples |
7 [2.643#] Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana. 8 [4.27#] ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena 9 [2.436#] Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony. |
Anagrammes | 10 fanaovana, fanoavana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |